L'éducation nationale enfin améliorée 30 ans après à Madagascar. De ce fait, le système éducatif et les outils tels que les manuels scolaires sont mis à jour. Pour le moment, les ouvrages de SVT, de français et de physique-chimie sont les premiers à être réformés. Selon Rakotoarisoa Zo Lala, du ministère de l'Éducation nationale, l'objectif est d'améliorer la qualité de l’enseignement. Les livres déjà utilisés par les écoles privées et publiques à Madagascar sont revus un à un, niveau par niveau, suivant les recommandations des experts. Une nouvelle méthode et de nouveaux ouvrages seront ensuite vulgarisés, en livres physiques, numériques ou radiodiffusés, selon les régions afin que les élèves soient traités équitablement. La restitution du rapport lié à cette réforme a eu lieu les 17 et 18 Avril 2023 à Antananarivo.
Hatsaraina ny fanabeazam-pirenena 30 taona aty aoriana. Ny fanavaozana ireo rafitra sy ireo fitaovana toy ny boky fampianarana no natao tamin’izany, izay natomboka tamin’ny taranja 4 toy ny siansa, ny frantsay sy ny fizika simia. Tanjona hoy i Rakotoarisoa Zo Lala, avy ao amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena, ny hanatsarana ny fari-pahaizan’ny mpianatra. Miainga amin’ireo boky efa ampiasain’ny mpianatra ihany no nanaovan’ireo manam-pahaizana fikarohana ka nanaovana fanavaozana. Samy hafa ny fomba fanapariahan’ny fitondram-panjakana ireo boky sy fomba fampianarana an-drenivohitra sy eny ambanivohitra mba hitovy tantana ireo mpianatra. Natao ny 17 sy 18 Aprily 2023, teto Antananarivo, teo ny tatitra mahakasika izany.