L’ordre des infirmiers prévoit une stricte surveillance de ses membres. En effet. Des doléances sur des cas de corruption et de dérives ont été reçues. La plupart des infirmiers dans les hôpitaux de la ville sont plus concernés par cette doléance selon les informations que nous avons reçues. Et les infirmiers sortants de certains établissements privés sont les plus impliqués dans ce genre de cas.
Hanatanteraka fanaraha-maso entitra ho an’ny mpikambana ao aminy ny holafitry ny infirmier. Fitorohana momba ny kolikoly sy tsy fanatanterahana araka ny tokony ho izy ny asany no voarain’ny tompon’andraikitra. Ny ankamaroan’ireo mpitsabo mpanampy amin’ny hopitaly an-tanà n-dehibe no tena voakasik’io fitorohana. Ary ny ankamaroan’ireo mpitsabo mpanampy nivoaka tamin’ireo oniversite tsy miankina amin’ny fanjakana no tena voakasik’ity raharaha ity.