Le 03 mai c’est la journée internationale de la liberté de presse. Hervé Rakotozanany, formateur de journalistes nous partage sa perception de la liberté de presse à Madagascar. Son point de vue sur la difficulté rencontrée par les journalistes dans la collecte d’informations au niveau des ministères.
Andro iraisam-pirenena ho an’ny  fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ny 03 mai. Vahinin-tsika i Herve Rakotozanany, mpampiofana mpanao gazety hiresaka ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara. Horesahany ihany koa ny fahitany ny fahazoam-baovao eny anivon’ny ministera.