Le village d’Ivavaka, commune urbaine Morarano, district Amparafaravola produit environ 6000 tonnes de riz sur 2 000 hectares de rizière par an. Dans ces derniers temps, les paysans ont rencontré des difficultés à arroser les rizières, faute d’eaux. Seul un quart de ces surfaces à cultiver ont de quantité d’eau suffisante. C’est pourquoi la fédération Miara Mirindra a été instaurée. Il œuvre donc sur la gestion d’eau.
Tanà na iray sompitry ny vary ny tananan’Ivakaka, ao amin’ny kominina Ambanivohitra Morarano disitrikan’Amparafaravola. Isan-taona dia mampiakatra vary maherin’ny 6000 taonina amina velaran-tany 2000 hektara ireo tantsaha ao an-toerana. Tato ato anefa dia misedra olana amin’ny fahazoana rano izy ireo ka ny ampahefatry ny tanimbary ihany no mahazo rano ara-dalana. Noho izany indrindra no itsanganan’ny federasiona Miara Mirindra mba ahafahana mitantana ny rano.