Durant cette saison sèche et période de pluie, les rats longent les rivières, s’abritent dans les broussailles, et entrent dans les habitations. Anjozorobe n’en échappe pas, puisque cette commune a longtemps été une zone pesteuse. Dernièrement, des cas suspects ont été rapportés par les habitants. De ce fait, des prélèvements sont effectués sur les personnes inquiétantes, puis envoyés à l’Institut Pasteur pour des analyses. En attendant les résultats, le Médecin Inspecteur d’Anjozorobe, Docteur Lova nous rappelle les symptômes et les traitements de cette maladie.Â
Amin’izao vanim-potoanan’ny main-tany sy orana izao, dia mandeha eny amoron-drenirano ny voalavo, mialokaloka ao anaty lobolobo, ary miditra any an-trano. Mbola voakasik’izany i Anjozorobe, satria efa hatrin’ny ela ity tanà na ity no nahitana tranga-na pesta. Re avy amin’ny mponina any an-toerana tato ho ato fa misy olona ahiahiana ho voany. Nanaovana fitiliana izy ireo, ary nalefa any amin’ny Institut Pasteur izany avy eo. Eo am-piandrasana ny vokatra dia mampahatsiahy ny soritr’aretina sy ny fitsaboana ity aretina ity ny Médecin Inspecteur ao Anjozorobe, Dokotera Lova.