Le nombre de mariages précoces augmente à Madagascar, alors que ce phénomène diminue dans le monde entier. Alors que le pays a ratifié la Convention internationale des droits de l’enfant en 1991, force est de constater que quatre personnes mariées sur dix à Madagascar ont moins de 18 ans. Que dit la loi sur ce fléau ? Réponse avec Rose de Lune Rejojoarisoa, Juge et Juge des enfants, et Magistrat formateur à l’Ecole nationale de Magistrature et des Greffes.
Miakatra ny isan’ny ankizy manambady aloha loatra eto Madagasikara, raha midina izany maneran-tany. Na dia efa tamin’ny 1991 aza no naneken-tsika ny Fifanarahana Iraisam-pirenena momba ny Zon’ny ankizy, dia mpanambady efatra amin’ny folo no latsaky ny 18 taona ankehitriny. Ahoana hoy ny lalà na mikasika io olana io ? Manazava izany amin-tsika Rejojoarisoa Rose de Lune, mpitsara misahana ny ankizy sy mpahay lalà na.