L'ARAI ou l'Agence de Recouvrement des Avoirs Illicites a été créée il y a un an le 3 juin. ARAI est un système anti-corruption qui saisit les avoirs obtenus illégalement. Après l'ordonnance rendue par le tribunal anti-corruption ou le pôle anti-corruption. Au total 185 voitures devraient être saisies par l'ARAI pour cause de corruption dont 74 d'entre elles ont déjà été confisquées dans les sites de conservation de l’ARAI. Le montant des fonds gelés par l’ARAI s’élève jusqu’à plus de 6 milliards d’ariary. La loi stipule que les biens obtenus par la corruption ou à des délits similaires à la corruption sont confisqués par l'ARAI. Cependant, il est possible d’insérer les infractions économiques dans l’intervention de l’ARAI en apportant des modifications de la loi.
Eritaona tamin’ny faha 3 ny volana jona lasa teo no nitsangan’ny ARAI na ny Agence de Recouvrement des avoirs illicites. Rafi-panjakana miady amin’ny kolikoly ka mangeja ireo fananana azo avy amin’ny tsy ara-dalà na ny ARAI. Taorian’ny didy navoakan’ny tribonaly misahana ny ady amin’ny kolikoly na ny pole anti-corruption, miisa 185 ireo fiara izay tokony ho giazan’ny ARAI nohon’ny resaka kolikoly ka 74 amin’izao fotona no efa nampidirina eny amin’ny toerana manokana anagiazana izany na ny site de conservation. Mitentina maherin’ny 6 miliara kosa ireo vola any amin’ireo kaoty any amin’ny banky izay giazana hatreto. Ny là lana no mametra fa ireo fanana azo avy amin’ny kolikoly na ny heloka miralenta amin’ny kolikoly no giazan’ny ARAI. Na izany aza, azo atao ny manitatra izany amin’ireo tsy fanarahan-dalà na ara-toekarena na ny infraction économique amin’ny alalan’ny fanovana lalà na.