Une fois utilisée, les équipements de protection individuelle deviennent des déchets médicaux. Comment sont-ils traités ? Quels sont nos moyens pour les gérer efficacement ? Nous nous sommes entretenus avec Dr Sandrine Andriatsimihetry du projet UPOPs (Projet de réduction des émissions non intentionnelles de polluants organiques persistants et de mercure) pour en savoir plus.
Mivadika ho fako izay mety hitera-doza ho an’ny fahasalamam-bahoaka ireo fitaovana natao hiarovana amin’ny covid-19 rehefa avy nampiasaina. Ahoana ny fomba fitantanana ireo eto amintsika sy ny hoentimanana amin’izany ? Niresadresaka tamin’ny Dr Andriatsimihetry Sandrine avy ao amin’ny tetikasa UPOPs izahay mba hamaliana izany.