Plusieurs personnes travaillent pour faire fonctionner une institution culturelle. Parmi ces personnes, il y a le médiateur culturel et le responsable de collection. Le médiateur culturel assure les dialogues entre les œuvres d’art et le public. Le responsable de collection gère les œuvres allant de leur acquisition jusqu’à leur conservation. Pour cette émission Ketrika sy Kandra, deux employés de la Fondation H nous apprennent plus sur ces métiers.
Olona maro no miasa mba hampandeha ireny rafitra ara-kolontsaina ireny. Anisan’izany ny mpisera ara-kolontsaina sy ny tomponandraikitrin’ny angon-javakanto. Manelanelana ny zavakanto sy ireo mpitsidika ny mpisera ara-kolontsaina. Ny tomponandraikitrin’ny angon-javakanto kosa dia misahana ireo zavakanto manomboka any amin’ny fividianana azy ka hatrany amin’ny fiarovana azy. Amin’ity fandaharana Ketrika sy Kandra ity dia manazava amintsika misimisy kokoa momba ireo asa ireo ny mpiasa roa ao amin’ny Fondation H.