L’hybridation et le local, ce sont deux grandes thématiques évoquées à l’issue de la conférence des chercheurs enseignant hybriconférence à Fénerive Est. Il a été question de savoir en quoi est-ce que les notions ou idéologies venant de l’étranger peuvent impacter le local et jusqu’où ça peut contribuer à la paix ou au conflit.
« Hybridation et local », loha-hevitra roa lehibe nodinihina nandritra ny atrik’asa « hybriconférence » niarahan’ireo mpampianatra mpikaroka tao Fenoarivo Atsinanana. Nezahina nojerena nandritra izany ny vokatra ateraky ny fifampikasohan’ny avy any ivelany amin’ny eto an-toerana sy ny mety ho vokany amin’ny fisian’ny fandriam-pahalemana na ny disadisa eo amin’izany toerana izany.