Le recrutement en ligne ou recrutement virtuel est un outil de plus en plus utilisé par les entreprises et les recruteurs. Depuis l’annonce d’une offre d’emploi sur les réseaux sociaux jusqu’à l’entretien d’embauche via des applications. Qu’en est-il de notre contexte à Madagascar ? Cette solution sera-t-elle aussi efficace ? Pas à ce stade, selon Daniela Rebeka, recruteur pour entreprises. Elle estime qu’il reste encore beaucoup de blocage à surmonter.
Ny « recrutement en ligne » dia fomba anankiray hahafahan’ny orinasa mifantina mpiasa vaovao amin’ny alalan’ny aterineto. Izany hoe tsy voatery mihaona mivantana ilay mpampiasa sy ilay olona mitady asa fa vita amin’ny finday na amin’ny solosaina ny resaka ifanaovana. Efa misy ary mihamitombo ny orinasa malagasy na vahiny no mampiasa ity vahaolana ity eto amintsika. Mbola maro anefa ny tanora malagasy no tsy mahafehy azy io.