7 jeunes filles sur 10 à Antananarivo avouent qu’elles ont eu leur premier rapport sexuel avant l’âge de 13 ans. C’est le résultat d’une enquête menée par l’association pour les jeunes « Tanora Garan’teen » entre 2018 et 2019.
Les jeunes des bas-quartiers sont les plus concernés par cette sexualité précoce. Les causes citées par les responsables de l’enquête sont la déscolarisation, mais aussi l’ignorance et le manque de communication entre les jeunes et les parents.
Rabarihanta Mbinintsoa, coordonnatrice de « Tanora Garan’teen », d’affirmer que les jeunes filles font des rapports sexuels et la plupart du temps c’est un acte contre leurs volontés. Il y en a qui sont exploitées ou violées.
Cette situation empêche les jeunes d’atteindre leurs objectifs dans la vie. C’est pour cela qu’il est nécessaire de les éduquer.
Ankizivavy 7 amin’ny 10 no miroso amin’ny firaisana ara-nofo alohan’ny faha 13 taonany eto Antananarivo. Io no valin’ny fanadihadihana nataon’ny fikambanana « Tanora Garan’teen » tamin’ny taona 2018 sy 2019.
Ankoatra ny tsy fianarana an-tsekoly sy ny fahantrana dia isan’ny olana ihany koa ny tsy fahalalana momba ny firaisana ara-nofo sy ny fananahana.
Tsy voatery ho an-tsitrapo anefa ny firosoana aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo hoy i Rabarihanta Mbinintsoa, mpandrindra ny « Tanora Garan’teen ». Misy ireo iharan’ny fanararaotana ara-nofo sy ireo iharan’ny fanolanana.
Misy fiantraikany amin’ny fiainan’ny tanora ary manelingelina ny fanatrarany ny tanjona napetrany ny firosoana amin’ny firaisana ara-nofo aloha loatra.
Izay indrindra no hilà na ny fanabeazana sy ny fanentanana. Â