La délinquance chez les enfants et les adolescents vient souvent de l’environnement familial. Il est donc de la responsabilité des parents d’éduquer leurs enfants, mais surtout de faire appel à la police des mœurs et des mineurs en cas de violence. En outre toute personne ayant été témoin d’agressivité, d’abus d’alcool, de prise de drogue ou autre peut dénoncer l’auteur. C’est au tour du tribunal ensuite de les sanctionner, selon la gravité de leurs actes. Le Commissaire de Police Lydie Rasoamanarivo nous explique d’avantage dans cette émission.
Avy amin’ny fikorontanana ao an-tokantrano matetika no mahatonga ny zaza mania. Anjaran’ny ray aman-dreny noho izany ny manabe sy manitsy ny zanany, fa koa miantso ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona raha sendra trangana fihoaram-pefy. Fa azon’ny olona rehetra nanatri-maso atao koa ny mitoroka raha mahita fanakorontanana, fisotroan-toaka, fandraisana zava-mahadomelina na hafa. Ny tribonaly avy eo no manapaka ny sazy hampiarina amin’ireo niavian’ny herisetra. Hazavain’ny komisera Lydie Rasoamanarivo ato anaty fandaharana ny momba izay.