Parlons climat. Nous allons recevoir la conférence locale des jeunes ou LCOY 2023 les 28 et 29 octobre 2023. Un évènement Co-organisé par l’alliance AIKA et une vingtaine d'organisations et entreprises. L’idée est de réunir des jeunes malgaches dévoués à la cause climatique en préparation de la COY18 et de la COP28 à Dubaï.  Qu’est ce qui différencie ce LCOY des autres événements sur le climat ? Pourquoi y participer ? A quoi servirait les propositions de solutions et les engagements nationaux ? C’est ce que Katia Mahery RAKOTONIRINA Point Focal National Alliance Aika va nous détailler cela dans Hono ho aho.
Andao hiresaka toetry ny andro. Handray ny fihaonamben’ireo tanora isika na ny LCOY 2023 amin’ny 28 sy 29oktobra 2023. Hetsika karakarain’ny alliance AIKA sy fikambanana ary orinasa manodidina ny roapolo. Tanjona ny hamondronana an’ireo tanora ho an’ny toetry ny andro hanomanana ny COY18 sy ny COP28 hatao any Dubai. Inona no mahasamihafa ity LCOY ity amin’ny hetsika efa nisy ?  Ny tombontsoan’ny tanora manatrika azy ity ? Entina aiza ireo soson-kevitra samihafa momba ny toetry ny Andro? Ireo no hatolotr’i Katia Mahery RAKOTONIRINA Point Focal National Alliance Aika anatin’ny Hono ho aho.