COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

©Studio Sifaka
Le 5 décembre est la journée mondiale des volontaires

Qu’est-ce qui motive les jeunes à s’engager dans le volontariat ?

La compréhension, la compassion et l’amour pour l’environnement sont les principales motivations pour les jeunes à s’engager dans le volontariat. Pour l’association One Way for Change, les volontaires sont dotés de moyens pour réaliser les activités. Cette association crée également des évènements et animations pour dynamiser ses volontaires. Un partage de Ratsimbazafy Lalatiana Koloina, vice-présidente de One Way for Change.

Studio Sifaka · 2023-12-08 Fandarahana HONO HO AHO - ONE WAY FOR CHANGE

Ny fitiavana ny hafa, ny fahaizana mipetraka eo amin’ny toeran’ny hafa, ny fitiavana ny tontolo iainana ary ny fikatsahana ny fivoarana no mandrisika ny tanora hirotsaka an-tsitrapo. Ho an’ny fikambanana One Way for Change dia omena fitaovana ireo mpirotsaka an-tsitrapo handrisihana azy ireo. Asiana hetsika arahina fanentanana ihany koa hampazoto azy. Ahafahana manovo traikefa sy mitrandraka ny talenta ao anaty ny firotsahana an-tsitrapo araka ny fanazavan’i Ratsimbazafy Lalatiana Koloina, filoha lefitry ny fikambanana one way for change.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter