Le Collectif des jeunes engagés des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana ou COJEAA organise le concours « Voice for Nature ». Il s’agit d’un plaidoyer environnemental qui se décline en une courte vidéo ou un podcast d’une durée de trois à cinq minutes pour convaincre les dirigeants de l’importance de l’environnement.
Il s'adresse à tous les jeunes de 18 à 35 ans sur tout Madagascar amoureux de l'environnement et de la nature. En raison de la forte demande et du désir des jeunes qui ont envoyé de nombreux messages privés sur la page, le concours a été reporté au 7 janvier.
Mahatao Jean Fidison, président du Collectif des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana ou COJEAA, nous explique la compétition dans l’émission Hono ho aho.
Mikarakara fifaninanana haitaky ny Collectif des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana na ilay hoe COJEAA. « Voice for Nature » no anaran’io fifaninanana io. Haitaky ara-tontolo iainana izy io izay atao anaty horonan-tsary fohy na Podcast maharitra telo hatramin’ny dimy minitra handresena lahatra ireo mpitondra amin'ny maha zava-dehibe ny tontolo iainana.
Natao ho an'ny tanora rehetra manerana an'i Madagasikara 18 hatramin’ny 35 taona izay tia ny tontolo iainana sy natiora izy io. Nohon'ny fangatahan'ny be sy ny maro sy ny hetahetan’ireo tanora izay nandefa hafatra miafina marobe tao amin'ny pejy dia nahemotra hatramin’ny 7 janoary ny fifaninanana.Â
Mahatao Jean Fidison filohan’ny Collectif des OSC’s des jeunes engagés Atsimo Andrefana na COJEAA no manazava ny fifaninanana anatin’ny Hono ho aho antsika.