Le nombre de personne atteint par la grippe intestinale est en hausse à Antananarivo par rapport à l’année dernière. 7 sur 10 des malades consultant le cabinet sont affectés par cette maladie selon un médecin qui préfère garder l’anonymat. Nombreuses sont les causes et tous les âges sont concernés. RAZAFIARIVELO Lova, un médecin d’une association médicale va nous apporter plus d’explications concernant cette infection dans notre émission d’aujourd’hui.
Mitombo ny olona voan’ny grippe intestinale eto Antananarivo amin’izao raha oharina ny tamin’ny herintaona. Saika voany avokoa manko ny 7 amin’ireo marary 10 tonga eny amin’ny toeram-pitsaboina, raha ny nambaran’ny mpiatsabo iray. Tsy mifidy taona fa tratran’ity gripa ity avokoa ny rehetra. Antony maro moa no fantatra fa mahatonga izany. Ampahafantatra antsika bebe kokoa mahakasika izay RAZAFIARIVELO Lova, mpitsabo eny amin’ny fikambanana ara-pahasalamana iray eto antananarivo. Â