L’année dernière, la jeunesse a eu sa place dans le cadre de la protection environnementale grâce à la bonne collaboration avec le ministère tutelle. Néanmoins, Kathia Mahery Rakotonirina, du plateforme AIKA parle de la vulgarisation des politiques et stratégies du ministère, comme étant l’une des actions à entreprendre pour 2024.
Isany tombana tsara ho an’ny taon-dasa ny anjara-toerana lehibe nentin’ny tanora teo amin’ny sehatry ny tontolo iainana noho ny fisokafan’ny fiaraha-miasa tamin’ny ministera. Misy anefa ireo fomba fiasa mila hatsaraina ho an’ity taona ity hoy i Kathia Mahery Rakotonirina, avy amin’ny vovonana AIKA. Isan’izany ny fanapariahana ireo politika efa napetraky ny ministera ho an’ireo mpiantsehatra.