COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesQuestions A / Hono ho'a ?

Le livre #ZaKoa

#ZaKoa ou quand personne ne croit une victime de viol

#ZaKoa, traduction de #Metoo - le mouvement qui encourage les femmes à dénoncer les abus sexuels dont elles ont été victimes, est un livre qui raconte l’histoire de Rota. Une jeune fille qui a été violée par un de ses enseignants. Personne ne l’a cru quand elle a trouvé le courage d’en parler des années plus tard. A la place, elle a subi la « vengeance » de son compagnon qui pense avoir été « trahi » : un viol collectif. L’auteure Dr Hary Rabary qui est gynécologue explique qu’elle a écrit ce livre dans le but de sensibiliser la communauté malgache sur l’existence en nombre de ces cas de viols. Selon son expérience, la plupart des gens ne croient pas aux histoires comme celle de Rota et ne prennent pas ce problème au sérieux.

Studio Sifaka · 2024-03-08_Fandaharana HONO HO AHO - Dr HARY RABARY_ AUTEUR ZAH KOA

#ZaKoa, dikateny ny hoe #Metoo- Hetsika mamporisika ny vehivavy hitoroka ny herisetra ara-nofo mety niatra taminy- dia boky iray mitantara ny fiainan’i Rota, tovovavy iray izay naolan’ny mpampianatra azy. Tsy nisy nino azy ny olona rehefa tapakevitra ny hanambara izany izy taona maro taty aoriana. Izy indray no niharan’ny fanolanana faobe izay « valifaty » nataon’ny olon-tiany izay nihevitra fa « voafitaka » . Manazava ny mpanoratra Dr Hary Rabary fa ny hampahafantatra ny fiarahamonina Malagasy mahakasika ny fisian’ireo trangana fanolanana maro no tanjony, raha nanoratra ity boky ity izy. Raha ny zavatra hitany hatreto mantsy, maro ny olona tsy mino ny fisian’ny fanolanana toy ny nahazo an’I Rota ka tsy mandray izany ho olana goavana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter