Les missions d’observation électorale sont essentielles pour garantir un processus électoral démocratique. Il s’agit de vérifier si les normes ont été respectées à la fois en termes de législation et de bonnes pratiques. Seta Dera Rafidison de l’association Liberty 32 explique que les observateurs électoraux doivent faire preuve de professionnalisme et d’impartialité. Ainsi, ils ont un code de conduite précis à respecter.
Â
Isan’ny miantoka ny zotram-pifidianana demokratika ny iraka fanarahamaso ny fifidianana. Ao anatin’izany no itarafana raha voahaja ny fenitra takiana na ny lalà na velona izany na ireo fomba fanao tsara tahafina. Mila matihanina ary tsy mitanila ireo mpanaramaso ny fifidianana hoy Rafidison Seta Dera avy ao amin’ny fikambanana Liberty 32. Misy ireo fitsipi-pitondran-tena mila arahin’izy ireo noho izany.