Un patrimoine est sacré. Parmi cela, le Rova d'Antananarivo. Il est possible d'associer modernité et conservation du patrimoine tant que les citoyens le décident ensemble. Les renovations d'un patrimoine dépendent de plusieurs facteurs etant donné sa sacralité.
Manankasina ny vakoka. Ao anatin'izany ny Rovan'Antananarivo. Azo atao tsara ny mampiray mira ny fivoarana sy ny fitahirizana ny vakoka rehefa miara-misalahy ny olom-pirenena rehetra. Saropady ny vakoka ary mila fepetra maro ny fikitihana azy.