Depuis le début de la crise sanitaire covid-19, il est devenu plus difficile de protéger notre biodiversité. Les criminalités se multiplient. Comment les autorités malgaches font ils face à cela ? Nous en discutons dans l’émission Hono ho’aho avec la Ministre de l’environnement et du développement durable, Baomiavotse Vahinala Raharinirina.
Zoma 05 jona : andro manerantany hoan’ny tontolo iainana. Nihasarotra ny fiarovana ny harena voajanahary hatramin’izay nisian’ny covid-19. Mahazo vahana ireo mpitrandraka antsokosoko amin’izao fihibohana izao. Ahona ny fiatrehan’ny manam-pahefana malagasy izany tranga izany ? Resahitsika ato anatin’ny fandaharana Hono Ho’aho anio ny mikasika izay miaraka amin’ny Ministry ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra, Baomiavotse Vahinala Raharinirina.