176 travailleurs malgaches en provenance de Koweït ont été rapatriés ce lundi 8 juin 2020. Ils seront mis en quarantaine pendant 14 jours à Antananarivo, dans deux hôtels différents. En plus d’une surveillance stricte, un accompagnement psychologique leur est également proposé. En effet, quelques-unes se révèlent être victimes de violence psychologique et/ou physique pendant leur séjour au Koweït.
Tafody teto Madagasikara ireo mpiasa malagasy avy any Koweit, miisa 176, ny alatsinainy 8 jona 2020 teo. Izy ireo dia efa nahatapitra ny fe-potoana tokony nijanony any ivelany ka nangataka hody tamin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny, na dia mbola mihidy aza ny sisintany malagasy amin’izao fotoana izao. Atoka-monina mandritra ny 15 andro izy ireo alohan’ny hampodiana azy any amin’ny fianavakaviany sy ny fiaraha-monina misy azy.