COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Meza partage son souci en tant que cultivateur face au coronavirus à Dada Tsirafesy.

Andian-tantara "Hafatry" - fizarana fahatelo

Tonga ny fotoam-pambolena. Misy ny fepetra napetraky ny fitondrana mba hanajanana ireo fepetra ara-pahasalamana tsy hifindran’ny coronavirus. Mametraka olana ihany izany fepetra izany ho an’i Meza. Noho Ihangy bevohoka anefa, dia mila mitandrina ara-pahasalamana izy mianakavy kely mba tsy hitondra aretina ao an-trano, Ihangy mila mitandrina kokoa, Meza na dia any am-piasana tany any aza mila mitandrina, ary ireo zanany dimy mianadahy mila mitandrina ara-pahasalamana daholo koa mba tsy hitondra io aretina io hifindra amin’Ihangy, izay sokajiana ho marefo ara-pahasalamana.


Studio Sifaka · Tontolo madio

Les premières pluies sont tombées, il est temps de travailler les champs. Mais comme l’Etat a mis en place des mesures pour respecter les gestes barrières contre le coronavirus, cela ne convient pas à Meza. Pourtant, ses enfants et lui doivent redoubler de vigilance pour ne pas ramener le virus à la maison et contaminer Ihangy qui est enceinte, donc considérée comme personne vulnérable.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter