Mila ampidirina mianatra ny kilonga, sady hianatra any amin’ny CEG any Tanambao i Tetena, zanak’i Meza lahimatoa. I Tema vavimatoa hanala CEPE. Ny fambolena ihany koa mila zezika sy fanafody iarovana amin’ny bibikely. Vola daholo no ilaina amin’izany. Voatery hindram-bola i Meza, kanefa milaza samy sahirana ny olona rehetra, I Mahaly moa lasa nandray an’i Meza ho fahavalony, kanefa izy no hany mba azo antenaina. Asain’Ihangy amidy aloha ireo vokatra kely azo amidy miakatra any an-tsaha.
Â
C’est la rentrée des classes. Tetena, le fils aîné de Meza doit être inscrit au CEG de Tanambao. Sa fille Tema passera le CEPE cette année. Par ailleurs, Meza doit acheter de l’engrais et de l’insecticide pour protéger ses cultures. Tout cela nécessite de l’argent. L’unique solution vers laquelle il peut se tourner est de recourir à un emprunt, mais tout le monde se dit aussi en difficulté. Mahaly qui avait l’habitude de l’aider dans de telles situations est devenu son pire ennemi. Sa femme, Ihangy, lui demande de vendre le peu de produits qu’ils ont pu récolter.