COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Meza maintient les précautions contre la propagation contre la covid-19.

Andian-tantara « Hafatry », fizarana fahafito

Tsy mahita tory i Meza mieritreritra ny fahasahiranana ao an-trano sy izay hahitana vola hiavota-tena. Tsy misy asa hainy ankoatra ny mamboly sy ny miandry tanàna. Io farany io anefa tsy azony atao intsony noho ny firongatry ny tsy fandriampahalemana. Resy lahatra i Meza fa ny asa famokarana ihany aloha no tokony atao. Nanoro hevitra azy Ihangy mba hiantso ny 321 mba hakana torohevitra mikasika ny fambolena mety amin’izy ireo. 

Studio Sifaka · Tontolo madio

Meza n’arrive pas à dormir en pensant à leurs problèmes d’argent et aux moyens pour y remédier. Il ne sait faire rien d’autre que cultiver et faire du gardiennage. Pourtant, ce dernier est devenu trop risqué vu la recrudescence de l’insécurité. Meza est persuadé qu’il faut continuer ses productions agricoles. Sa femme, Ihangy, lui recommande d’appeler le 321 pour demander des conseils concernant ce point.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter