COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Hasy essaie de convaincre son frère Meza de présenter ses produits sur l'étal.

Andian-tantara 2 "Hafatry" - Fizarana fahaefatra

Mifankahita ao an-tsena i Meza sy Hasy rahalahiny. Mitaraina i Meza fa tsy mbola nahalafo foana na dia efa ela ihany izy no nivarotra teo. Asain’i Hasy manopy maso amin’ny manodidina i Meza, saingy tsy mahatsikaritra na inona na inona. Maka ohatra amin’ny fihetsiky ny mpividy i Hasy, saingy tsy mahatsikaritra ihany i Meza. Farany tsy maharitra i Hasy ka manoro an-jokiny, mba hamelatra ny entana amidiny eo ambony talantalana ihany koa toy ny ataon’ny ankabeazan’ny mpivarotra. Talanjona i Meza satria efa fahazarana ny mamelatra ny entana amidy amin’ny tany. Saingy manohitra azy Hasy, fa taorinan’ny fihibohana, dia mailo ny mpanjifa ka tsy sahy mividy entana mivelatra eo amin’ny tany intsony, satria hanidinan’ny vovoka. Manazava izy fa mitondra mikraoba ny vovoka, ka izany no mahatonga ny mpividy misafidy ny manjifa ireo entana voaaro eo ambony talantalana. Tonga saina i Meza, ka miangavy an-jandriny mba hanampy azy hanao talantalana ihany koa.

Studio Sifaka · SERIE 2 Fiainana milamina EPISODE 4

Depuis l’arrivée du Coronavirus, et surtout après la période de confinement tout le monde est devenu assez méfiant au marché. Pourtant, Meza essaye tant bien que mal d’y vendre ses produits en les étalant à même le sol. Après plusieurs heures, Meza n’arrive toujours pas à avoir un seul client. Heureusement, son petit frère Hasy, de passage au marché, lui explique pourquoi il n’arrive à rien vendre.  Hasy explique à son grand frère l’importance de protéger les marchandises des dépôts de poussière et surtout l’importance d’utiliser un étal pour attirer les acheteurs. Malgré quelques réticences, Meza se mit finalement à l’idée d'en monter un avec l’aide de son petit frère.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter