Mitsidika an’i Meza anadahiny i Tanjoa, zanaky ny mpitankazomanga Tsirafesy. Norosoin’i Meza katsaka izy ary nilazany fa io ihany no vokatra ka io koa no ataon’izy ireo sakafo. Mampitandrina azy i Tanjoa fa tsy ampy hahazoan’Ihangy ny otrikaina ilainy amin’ny fitondrany vohoka izany. Mandroso vahaolana ihany koa izy, saingy sarotra ny mandresy lahatra an’i Meza.
Tanjoa, la fille du grand sage du village, rend visite à son cousin Meza. Ce dernier lui sert du maïs tout en lui expliquant que c’est le seul produit disponible et qu’ils en mangent à chaque repas. Tanjoa le prévient que dans le maïs, il n’y a pas tous les nutriments dont Ihangy a besoin durant sa grossesse. Elle propose également des solutions mais il est difficile de convaincre Meza.