COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Meza est jaloux de sa voisine Mahaly.

Andian-tantara 4 "Hafatry", fizarana fahaefatra

Mahaly sy Tanjoa : Miferinaina amin’ny fiovaovan’ny toetrandro i Mahaly. Tafaresaka tamin’i Tanjoa izy ka natoron’ity farany ny fomba hiarovana ireo voliny. Resy lahatra avy hatrany amin’izany izy. I Meza kosa etsy an-daniny tsy mety manaraka izay torohevitr’i Tanjoa ary velom-pialonana an’i Mahaly izay efa noraisiny ho fahavalo.


Mahaly se plaint des effets du changement climatique. Tanjoa lui donne des astuces pour protéger ses cultures. Il les applique scrupuleusement. De son côté, Meza n’écoute pas les conseils de sa cousine. Pire, il devient jaloux de Mahaly qu’il considère aujourd’hui comme un ennemi.  

Studio Sifaka · SERIE 3 Mamindra aina EPISODE 5
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter