COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Hasy propose à Meza de faire les visuelles de son produit.

Andian-tantara 5 « Hafatry » - Fizarana voalohany

Efa tafaverina ao Marofody Tanjoa ary nandalo tao amin’i Meza. Nanolo-kevitra an’i Meza izy mba hanatsara ny endriky ny menaka vokariny hahafahany mifaninana amin’ireo mpamokatra hafa ao Marofody. Mbola manahy hatrany anefa i Meza sao hahafaty antoka indray io hevitra fanatsarana io.


Studio Sifaka · SERIE 5 Izay mitambatra vato EPISODE 1

De retour à Marofody, Tanjoa rend visite à Meza et lui conseille de travailler la présentation de ses produits pour surpasser les concurrents. Bien que l’idée ait attiré Meza, il reste assez hésitant, craignant que cela ne lui cause d’autres pertes.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter