COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Santa, Ihangy, Maman’i Soa discutant de ce qui s’est passé la veille autour du puit.

Andian-tantara 5 « Hafatry » - Fizarana fahatelo

Tsy afa-nanohitra i Meza sy i dadan’i Soa manoloana ny fihetsik’i Mosa sy ny namany. Nandrahona ny tsy haka ny vokatra ao marofody intsony izy ary toa tsy manome lanjany ny asan’ireto mpamboly. Niezaka ihany anefa ireto mpamboly ny hanodina ny ambim-bava hakana tombony hanetsenana ny fatiantoka.


Studio Sifaka · SERIE 5 Izay mitambatra vato EPISODE 3

Meza et le père de Soa n’ont pas pu faire face aux comportements agressifs de Mosa et compagnie. Ces derniers ont menacé de ne plus se ravitailler à Marofody. Ils semblent sous-estimer le travail des paysans qui essaient de faire des bénéfices pour éviter les faillites.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter