COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Les agriculteurs de Marofody se réunissent pour discuter de leur situation économique.

Andian-tantara 5 « Hafatry » - Fizarana fahaenina

Nivory momba hafitsoky ny mpanangom-bokatra sy ny fatiantoka nahazo ireo nivarotra menaka ireo mpamboly tao Marofody. Tsy nitovy hevitra anefa i Meza sy Mahaly nandritra izany ka raikitra ny fifamaliana. Tsy naharitra izy ireo na efa nezahin’i Tsirafesy nalamina aza ka nandao ny fivoriana. Tapak’ireo mpivory sisa tavela kosa fa hatsangana ny kaoperativan’ny mpamboly ao Marofody hiadiana amin’ny fanambakana ataon’ireo mpanangom-bokatra.

Studio Sifaka · SERIE 5 Izay mitambatra vato EPISODE 6

Les agriculteurs de Marofody se sont rassemblés pour faire le point sur les pertes subies par les vendeurs d’huile. La tension qui existe déjà entre Meza et Mahaly finit par exploser en dispute durant la réunion. Bien que Tsirafesy ait essayé la médiation, les deux amis décident de quitter la réunion. Les habitants continuent quant à eux la réunion et ont décidé de créer une coopérative d'agriculteurs à Marofody pour lutter contre les escroqueries des récolteurs.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter