COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Meza fait part des avantages d’avoir une coopérative d’agriculteurs à son oncle Rabiry.

Andian-tantara 6 « Fotaka an-tokonana » - fizarana voalohany

Tonga mivahiny ao amin-dRabiry anadahin-dreniny ao Andranofady I Mezan’I Marofody. Mitantara ny tombon-tsoa azon’ireo mpamboly noho ny fijoroan’ny koperativan’ny mpamboly I Meza.  Irian’I Rabiry handroso tahak’izany ihany koa ny mpamboly ao Andranofady fa tsy hiraviravi-tanana amin’ny fahasahiranana fotsiny.  Mamporisika azy I Meza mba hietsika fa tsy hiandry ny fanampiana avy amin’ny kaominina fotsiny.  

Studio Sifaka · SERIE 6 Fotaka antokonana EPISODE 1

De Marofody, Meza se rend à Andranofady chez son oncle Rabiry . Meza lui explique les avantages d’avoir une coopérative d’agriculteurs. Rabiry aimerait que les agriculteurs d’Andranofady s’entraident comme tel pour faire face à cette crise.  Meza lui conseille de se mobiliser et de ne pas attendre de l’aide venant des autorités.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter