Tonga mivarotra ireo trondro avy noharatoiny avy any an-dranomasina amin’I Mahefa mpandraharaha ao Ambohibary I Jhonny. Mihena ny fahefam-bidin’ny mpanjifa vokatry ny krizy hoy I Mahefa. Resy lahatra anefa izy roa lahy fa tokony miara-manarina ny asa fihariany ny isam-batan’olona ho vahaolana hialà na amin’ny fatiantoka.
Jhonny est allé vendre des poissons fraichement péchés à Mahefa, un entrepreneur à Ambohibary. Ce dernier remarque que le pouvoir d’achat des consommateurs a gravement diminué suite à la crise. Ils sont tous les deux convaincus que si chacun fait l’effort de remettre sur les rails leur activité génératrice de revenue, il y aura moins de perte pour tout le monde.