Eny an-tsena, misakafo ao amin’ny hôtelin’i Nosivola i Beby. Mimenomenona ity farany fa kely loatra ny sakafo naroso azy. Manazava i Nosivola fa vokatry ny krizy avokoa izany ary mila mihetsiketsika ny rehetra hanarina haingana ny toe-karena ao Andranofady. Miahiahy anefa i Beby fa ny ben’ny tanà na ihany no hahazo tombony amin’izany. Mandresy lahatra azy i Nosivola.
Au marché, Beby mange dans la petite gargotte de Nosivola. Elle se plaint de la quantité du plat qu’on lui sert. Nosivola explique qu’elle n’y peut rien car c’est les consequences de la crise et qu’il faut que les habitants s’activent pour relancer l’économie d’Andranofady. Beby pense que cela ne profitera qu’au Maire. Nosivola essaie de la convaincre du contraire.