Miresaka momba ny fanarenana ny toekarena isan-tokony I Valitera sy I Besoa, sefo fokontany. Tokony haka ny hevitry ny vahoaka I Valitera hoy I Besoa, mba ho entina miatrika ny fivoriana tsy ara-potoana eny amin’ny kaominina. Nanambara I Fredy fa tokony hiasa haingana ry zareo mba hahazoana hevitra betsaka alohan’ny fivoriana.Â
Valitera et Besoa discutent de la relance économique locale. Valitera devrait consulter l’avis de la population pour en discuter lors de la réunion extraordinaire de la commune, selon Besoa. Fredy propose qu’ils travaillent plus rapidement pour que tous les avis soient pris en compte, du moins ceux de  la majorité.
Â