Tafara-dalana avy eny antsena handeha hody I Solofo sy Velotody. Samy mitaraina fa tsy dia nandeha loatra ny tsena, kely ny fahefa-mividin’ny mpanjifa. Zara raha nitondra masonkarena nody. Niara-nandinika izay hevitra tokony haroso any amin’I Valitera mikasika ny hampandrosoany ny asa famokarany teo izy roa lahy.
Solofo et Velotody sont sur le chemin du retour du marché. Ils discutent du fait que la vente d’aujourd’hui ne leur a pas rapporté grand-chose. C’est dû au faible pouvoir d’achat des habitants et les deux hommes ont à peine rapporté de l'argent à la maison. Que faire pour augmenter la vente et avoir plus de revenus ? La discussion se poursuit.