COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Nosivola et son mari Kiady discutent de l'importance de la concertation avec Valitera pour trouver des solutions aux conséquences de la crise.

Andian-tantara « Hafatry » - Vodiandro ho merika - fizarana fahadimy

Mbola mangataka andro amin’ny fihaonana amin’i Valitera, komity fakan-kevitra ifotony i Nosivola, fihaonana izay hitadiavana vahaolana hanarenana ny toekarena ao Andranofady. Ny mpivarotra anefa no isan’ireo nisedra olana be indrindra taorian’ny krizy ara-pahasalamana. Mafana ny adihevitra eo amin’izy mivady satria i Nosivola miaro izay ho tombontsoan’ny mpivarotra, i Kiady vadiny izay polisy kaominaly kosa miaro ny vola tokony hiditra amin’ny kaominina.


Studio Sifaka · SERIE 7 Vodiandro ho merika EPISODE 5


Nosivola n’a toujours pas rencontré Valitera, membre de la Structure locale de concertation ou SLC, pour discuter des solutions pour relancer l’économie d’Andranofady. Pourtant, les commerçants sont parmi les plus touchés par la crise. Le débat est chaud entre Nosivola et son mari. Elle qui est représentante des commerçants défend les intérêts de ces derniers alors que son mari, agent de police communale, défend les revenus de la commune.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter