COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
En fin de journée, Tsizehena et Mahefa rencontrent Valitera pour apporter lui faire quelques propositions.

Andian-tantara « Hafatry » - Vodiandro ho merika » - Fizarana fahaenina

Anjaran’i Tsizehena sy Mahefa, solotenan’ny mpandraharaha indray no mifanakalo hevitra amin’i Valitera, komity fakan-kevitra ifotony. Maro ny soso-kevitra aroson’izy ireo toy ny fanamboarana ny lalana satria mampiakatra ny vidin’entana ny lalana ratsy, ny fanatsarana ny kalitaon’ny vokatra, ny fampiofanana ny mpamokatra sy ny fanalefahana ny haba.


Studio Sifaka · SERIE 7 Vodiandro ho merika EPISODE 6


C’est maintenant des représentants des entrepreneurs, Tsizehena et Mahefa, de rencontrer Valitera, membre de la Structure locale de concertation ou SLC. Les deux hommes ont beaucoup de propositions : réhabilitation des routes pour réduire le prix des produits, l’amélioration de la qualité des produits, la formation des producteurs ou encore la réduction des impôts.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter