Mivory ao amin’ny efitrano malalaky ny kaominina ny ben’ny tanà na sy ny mpiara-miasa aminy ary olom-pirenena vitsivitsy. Manao ny tatitra vokatry ny fakan-kevitra nataon’ny rafitra ifotony fikaonan-doha I Valitera. Samihafa avokoa ny hetahetan’ireo mponina. Laharam-pahamehana avokoa ireo voalaza ireo hoy I Beby. Izany no hamporisihina ny vahoaka hiditra ao amin’ny rafitra ifotony fakan-kevitra.
Le maire d’Andranofady, ses collaborateurs et quelques habitants se réunissent dans la grande salle de la commune. Valitera fait le rapport des concertations réalisées auprès des institutions locales. Les habitants ont tous des besoins différents. Beby considère que tous les besoins énumérés sont tous prioritaires. Voilà pourquoi les habitants doivent intégrer l’institution locale de concertation.