Ao an-trano i Saotra zanaky ny Ben’ny tanà na. Gaga i Bako reniny satria tokony namonjy fivoriana tany amin’ny kaominina ihany koa i Saotra. Manahy I Bako sao hadinon’I Saotra noho ny fiainam-pitiavany ny seha-pihariany antoky ny ho aviny.
Saotra, le fils du maire d’Andranofady est resté à la maison. Bako, sa mère, est étonnée de le voir à la maison alors qu’il devait assister à une réunion à la commune. Elle craint que son fils soit obnubilé par des amourettes et en oublie son avenir.Â