Tsy misy atokona ao an-trano rehefa tsy miasa I Jhonny noho ny faharatsian’ny andro mandritra ny vanim-potoanan’ny rivodoza. Ketraka izy mivady. Misy sakatsakana foana ny fanarenana ny toekarena ka manahy I Kalozara. Manome tsiny ny ben’ny tanà na izy telo.Â
Le foyer de Jhonny et Alima va mal depuis que le premier ne peut plus travailler, à cause du cyclone. Le couple est à bout de force. Kalozara s’inquiète face aux plusieurs obstacles qui les empêchent de retrouver leur stabilité économique. Les trois rejettent la faute sur le Maire.