Mamarana ny fandrafetana ny tolotr’asa ho an’ny fanamboaran-dalana ao amin’ny kaominina ny ben’ny tanà na sy ny mpiara-miasa aminy. Ratsy fiasa ilay orinasa farany nandray ny asa talohan’ny fihibohana ary betsaka ny olona no henony mimenomenona tsy afa-po tamin’ny asa vita hoy ny ben’ny tanà na. Kely anefa ny ambim-bola tavela hanamboarana ny lalana. Manahy i Lisy, sao dia ampahany kely amin’ny lalana ihany koa sisa no ho vita amin’izany ambim-bola izany.
Le maire et ses collaborateurs finissent de rédiger l’appel d’offre pour la réhabilitation des routes. Il fait remarquer que les travaux entrepris par le dernier titulaire du marché étaient mal faits. De ce fait, le budget ne suffit plus pour recouvrir la totalité des dépenses des prochains travaux de construction.
Légende photo: Lisy est en désaccord avec le maire et le maire adjoint concernant l’appel d’offre pour la construction des routes.