Mifosa ny ben’ny tanà na i Besoa sefo fokontanin’Ambalamaro sy Rabiry fokontanin’Antanamivony. Nandalo madama Lisy ary mandray anjara amin’ny resak’izy mirahalahy. Nanitrikitrika I Rabiry fa tsy ampy ny fampahalalana vaovao eo amin’ny kaominina sady misy fanaovana kiantranoantrano.
Besoa, chef fokontany d'Ambalamaro et Rabiry, chef fokontany d'Antanamivony discutent de la façon dont Stanislas dirige la commune. Madame Lisy est passée devant eux et a pris part à la conversation. Rabiry a insisté sur le fait qu'il y a de la rétention d’information émanant de la commune et également du copinage quelque part.