COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Saotra et Kalozara discutent dans la voiture de Saotra

Andian-tantara « Hafatry » - « Kiantranoantrano » – Fizarana Fahafito

Miresaka momba ny fahaiza-mitantan'ny ben'ny tanàna eny amoron-dranomasina i Saotra sy Ikalozara. Milaza amin'i Saotra ihany koa i Ikalozara fa misy mandrahona amin'ny hafatra miafina amin'ny finday ny amin'ny tsy hifaneraseran'izy ireo. Manome toky i Saotra fa i Ikalozara hatrany no tompon'ny fony. Teraka teo ny fikasan'i Saotra ny hitondra an'i Ikalozara any an-tranony ka hampahafantatra azy an'i Bako sy Stanislas. 

Studio Sifaka · SERIE 9 Kiatranoantrano EPISODE 7

Saotra et Ikalozara critiquent le management du maire au bord de la plage. Ikalozara informe Saotra qu'elle a reçu un message privé sur son téléphone à propos de leur relation. Saotra rassure Ikalozara qu'elle est la seule dans son coeur. L'intention de Saotra de présenter Ikalozara à Bako et Stanislas est née de cette discussion.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter