COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Solofo et Besoa en train de discuter au marché.

Andian-tantara « Hafatry » - ”Atao mangarahara” – Fizarana fahaefatra

Miresaka ao an-tsena momba ilay fanampiana ho an’ny mpamboly i Solofo sy i Besoa. Efa nomena andraikitra ny komity loharano hikarakara an’izany hoy i Besoa. Mankasitraka ny fifandaminana misy eo anivon’ny fokontanin’Ambalamaro I Solofo, raha miohatra amin’ny fokontany hafa. Mamporisika an’i Solofo hanara-baovao eny amin’ny kaominina foana i Besoa hisorohana ny tsaho sy ny kolikoly.


Studio Sifaka · SERIE 10 Atao mangarahara EPISODE 4

Solofo et Besoa discutent à propos de l’aide sociale au marché. Le comité Loharano se charge déjà de son organisation. Solofo admire les dispositions prises par le fokontany d’Ambalamaro par rapport aux autres fokontany. Besoa incite Solofo à aller s’informer auprès de la commune pour éviter les rumeurs et les actes de corruption. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter