COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
Johnny conseille Velotody d’appeler le 321 pour mieux comprendre les étapes à suivre.

Andian-tantara « Hafatry » - ”Atao mangarahara” – Fizarana fahaenina

Isan’ireo tsy nisitraka fizarana fanampiana masomboly teo an-tanàna i Velotody tao aorian’ny fizarana izany. Nitaraina tamin’i Johnny izy satria tsy izy irery no mpamboly tratran’izany fa maromaro. Misy anefa ireo tsy tokony hisitraka izany fanampiana masomboly izany kanefa nahazo. Noho ny maha mpikatroka azy ao amin’ny firaisamonim-pirenena dia niantso an’i Rabiry i Johnny mba hamakafaka marina ny zava-misy. Ity farany anefa nanilika ny fahadisoana tany amin’ireo komity loharano. Namporisika an’i Velotody i Jhonny arak’izany hitondra ny raharaha eny anivon’ny kaomina ary raha tsy voavaha ny olana dia hiakatra eny amin’ny Bianco. Nanoro an’i Velotody izy mba hiantso ny 321 amin’ny Airtel, na ny 033 33 00 321 mba hahaizana ireo torolalana rehetra ny amin’izany.


Studio Sifaka · SERIE 10 Atao mangarahara EPISODE 6

Velotody fait partie des nombreux agriculteurs qui n’ont pas reçu d’aide dans leur village, alors qu’ils ont réellement besoin de ces intrants. Il se plaint auprès de Johnny, qui fait partie de la société civile. Ce dernier a décidé d’appeler Rabiry, le chef fokontany, afin d’avoir sa version des faits. Ce dernier rétorque directement en accusant le komity loharano. Johnny conseille Velotody de déposer plainte au niveau de la commune et si nécessaire, d’avoir recours au Bianco. Il lui conseille d’appeler le 321 sur Airtel ou le 033 33 00 321 pour mieux comprendre ce qu’il faut faire.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter