COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesThéâtre radiophonique / Tantara

©Studio Sifaka
La commune se doit de protéger l’intérêt de ces citoyens.

Andian-tantara « Hafatry » - « Tsindrihazolena » - Fizarana faharoa

Miresaka momba ireo fitarainana marobe avy tamin’ireo mpanao asa-tanana I Lisy sy Fredy. Maty antoka ny mpanao asa tanana noho ny fanambakana mahazo azy ireo mikasika ny vidiny angalana ireo asa tananany eny ifotony. Tsy mankasitraka an’I Bernard noho izany ireo mpanao asa tanana satria tsy fantany ny lanjan’ny asa tanana eo amin’ny fampandrosoana ny kaominina. Tokony atsahatra ny fiaraha-miasan’ny kaominina amin’I Bernard hoy I Fredy.


Studio Sifaka · SERIE 11 Tsindrihazolena EPISODE 2

La commune a reçu plusieurs plaintes des artisans. Ces derniers font des ventes à perte car les collecteurs achètent les produits artisanaux à des prix non raisonnables. De ce fait, les artisans n’apprécient pas Bernard. Il ne comprend pas la valeur et l’enjeu de l’artisanat dans le développement de la commune. Fredy pense que la commune devrait arrêter la collaboration avec Bernard.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter