Sahirana ireo mpanao asa-tanana mitady lalam-barotra ho an’ireo vokatra. Mbola tsy misokatra tsara anefa ny lalam-barotra ivelany sy anatiny amin’izao fotoana izao noho ny krizy ara-pahasalamana. Omen’i Romain an’i Stanislas ny laharana ahazoana an’i Bernard mpandraharaha mba ahafahan’izy ireo miara-miasa hamahana io olana io.
Les artisans de la commune peinent à trouver un marché pour écouler leurs produits. Suite à la crise sanitaire, les marchés locaux et internationaux ne sont pas encore assez fluides. Pour y remédier, Romain donne le contact de Bernard à Stanislas pour une éventuelle collaboration entre eux.