Manatona an’I Stanislas I Kalozara sy ny namany mpanao taozavatra mba hizaran’izy ireo ny hetahetany. Tsy ankasitrahan’izy ireo I Bernard fa tokony omena vahana ireo mpandraharaha avy eo an-toerana. I Stanislas kosa manambara fa efa nitady vahaolana manoloana izany. Milaza I Kalozara, izay solon-tenan’ireto mpanao asa tanana mandray fitenenana fa tokony hanontany ireo olom-pirenena rehefa misy fananganana sy fametrahana zavatra iray.
Kalozara et ses collègues artisans approchent Stanislas et lui partagent leurs besoins. Ils n'approuvent pas Bernard et estiment que la priorité devrait être donnée aux entreprises locales. Stanislas, quant à lui, dit qu'il est en train de chercher une solution. Kalozara, porte-parole des artisans, martèle que les citoyens devraient être consultés avant la prise d’une décision.